Vinany Tempoly Malala 50 taona: VIDEOS

Dimanche, 09 Juin 2013 13:20 Production Video
Imprimer

1er Mey 2013. Nanatontosa hazakazaka ny zakampielezana ao amin’ny Fjkm Vinany Tempoly, nanamarihina ny faha-50 taonany (1962-2012). Niainga teo Anosy ka teo anoloan’ny Gara Soarano ny fahatongavana. Tsy asiana kabary firy fa ireto ny sary fahatsiarovana. Ny tsara ho fantatra fotsiny dia Andriamatoa Augustin Andriamananoro no Filohan'ny Komity nikarakara ity hetsika fanabeazana ny taranaka fara aman-dimby.

Ireto ny videos telo sy raki-tsary fahatsiarovana ho an’ny taranaka fara aman-dimby

ALBUM DE PHOTOS 1

ALBUM DE PHOTOS 2

ALBUM DE PHOTOS 3

ALBUMS DE PHOTOS 4

Jeannot Ramambazafy (montages video - mise en ligne) sy Harilala Randrianarison (photographies)

Mis à jour ( Dimanche, 09 Juin 2013 13:53 )