]
Les quotidiens du 22 Dec 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Communiqué conférence MPANAO GAZETY ZOKIOLONA. AO AMIN'NY AKADEMIA MALAGASY NY FOTOANA NY ALAKAMISY 05 SEPTAMBRA 2019

MPANAO GAZETY ZOKIOLONA. AO AMIN'NY AKADEMIA MALAGASY NY FOTOANA NY ALAKAMISY 05 SEPTAMBRA 2019

Araka ny fanasana hitanareo eto ambany dia hotontosaina ao amin'ny Akademia Malagasy ao Tsimbazaza ny fivoriana famaranana ny Fankalazana ny faha-25 taona nijoroan'ny CJD (Club des Journalistes Doyens) na Fikambanan'ny Mpanao Gazety Zokiolona eto Madagasikara.

Ao anatin'io fandaharam-potoana, izay hanomboka amin'ny valo ora maraina io, dia hisy famelabelarana ho ataon'i Rahajarizafy RĂ©mi mikasika an'i Rakotondrasoava Georges, filohan'ny CJD taloha, sy fampiratiana ho ataon'ny vady aman-janany.

TONGAVA MARO indrindra ianareo mpanao gazety tanora!

Jeannot Ramambazafy

Mpanao Gazety Zokiolona

Mis Ă  jour ( Mercredi, 13 Mai 2020 09:06 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul

 

Andry Rajoelina élu Leader politique africain de l'année 2024

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

Antananarivo. Harilalala Ramanantsoa, kandida Numéro 7. Ny antony hifidianana azy ho Ben’ny Tanàna

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)