COMMUNIQUÉ DE PRESSE
Antananarivo, vendredi 4 décembre 2015
Aide budgétaire à Madagascar:
La France procède au versement de la dernière tranche d’un montant de 10 millions d’euros
Conformément à la convention de 40 millions d’euros signée en novembre 2014 entre la République de Madagascar et la France via l’Agence Française de Développement, le dernier versement prévu dans la convention sera effectué en début de semaine prochaine. Il fait suite à un premier versement de 20 millions d’euros en début d’année et à un deuxième de 10 millions d’euros en septembre dernier.
La France entend ainsi poursuivre son accompagnement des efforts entrepris par Madagascar.
À propos de l’AFD :
L’Agence Française de Développement (Afd) est l’institution financière publique qui met en œuvre la politique définie par le gouvernement français. En 2014, l’Agence Française de Développement (Afd) s’est engagée sur le territoire malgache pour près de 60 millions d’euros en termes de financement d’aide budgétaire, de projets de développement et de garanties bancaires pour des investissements de PME.
**************************
FANAMBARANA HO ANA GAZETY
Antananarivo, faha 4 desambra 2015
Fanampiana eo amin’ny lafin’ ny teti-bola ho an’i Madagasikara: Mandrotsaka ny ampahany farany mitentina 10 tapitrisa euros I Frantsa
Ny volana novambra 2014, dia nisy ny fifanarahana mitentina 40 tapitrisa euros nosoniavin’ny Repoblika’ny Madagasikara sy Frantsa tamin’ny alalan’ny “Agence Française de Développement” (Afd). Ny fandrotsahana ny ampahany farany voalazan’io fifanarahana io dia ho atao amin’ny fiandohan’ny herinandro ambony. Izany dia ho tohin’ny fandrotsahana ny ampahany voalohany mitentina 20 tapitrisa euros natao tamin’ny voalohan-taona sy ny ampahany faharoa natao tamin’ny volana septambra farany teo.
Maneho izany fa vonona hatrany I Frantsa hanohana ny ezaka natombok’I Madagasikara.
Momba ny “Afd”:
Ny “Afd” dia rafitra ara-bolam-panjakana, izay mampihatra ny politika voasoritry ny governemanta frantsay. Tamin’ny taona 2014, dia nahatratra 60 tapitrisa euros ny vola nampiasain’ny Afd teto Madagasikara tamin’ny sehatra toy ny: famatsiana ny fanampiana eo amin’ny lafin’ny teti-bola, tetik’asa fampandrosoana, sy ny antoka ara-banky ho an’ny fandraharan’ny orinasa madinika.