]
Les quotidiens du 06 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Articles Madagasikara Fanaovan-gazety : Biraon’ny CJD 2013-2016

Madagasikara Fanaovan-gazety : Biraon’ny CJD 2013-2016

VIDEO FAMANGIANA ETO

Ny 20 Jona 2013 teo no tena famangiana ny fianakavian’ny Filoha Georges Rakotondrasoava, nataon’ireo mpikambana ao amin’ny CJD tratra antso. Ny 19 Jona mantsy dia fitsapana alahelo no natao.

Araraotiko eto ny manome anareo ny rafitry ny biraon’ny CJD ho an’ny taona 2013-2016. Mikasika ny fandevenana an’i “Dada” Georges indray dia TSINDRIO ETO. Misaotra Tompoko.

Jeannot Ramambazafy – 22 Jona 2013


CJD - Club des Journalistes Doyens de Madagascar – Firaisankinan’ny Mpanao Gazety Zokiolona



CJD - BIRAO 2013-2016

Filoha Boninahitra

Georges Rakotondrasoava (sary eo ambony), Moks Ramandimbilahatra

Filoha Mpanatanteraka

Taitsy Gilbert

Filoha Lefitra

Rémi Rahajarizafy – Tahiry sy Karoka

Victor Razafindrakoto – Fifandraisana ivelany

Solo Norbert Andriamorasata – Fifandraisana anatiny

Sekretera Jeneraly

Daniel Rakotoseheno (Dany Be) – Fandaminana

Jean Félicien Ratefy – Serasera

Jean-Aimé Rambeloson – Serasera

Mpitahiry Vola

Jeanne Rasoanasy

Randrianarison Chantal

Mpanolotsaina Manokana

Rabefananina

Samuel Ramarokoto

Joseph L. D. Rakotomalala

Suzelle Ravololomihanta

Olga B. Randrianarison

Benja Rajoharison

Richard Claude Ratovonarivo

Natao androany 04 Jona 2013

* Ny 18 Jona 2013 dia nindaosin’ny fahafatesana i Georges Rakotondrasoava, Filoha Boninahitra.

Marihina fa tsy manao politika politisianina ny CJD fa kosa manoro hevitra ho an'ireo tanora vao misandratra ao anatin'ny ity asa masina nosafidiny izy ireo. Nisy ny hafatra napetrak'i Georges Rakotondrasoava ka dia azy ireo no mandalina ary, indrindra indrindra mampiatra izany hafatra izany.

Mis à jour ( Samedi, 22 Juin 2013 10:56 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30