Â
« Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no naha toy izao ahy » I Kor. 15/10
Misaotra an’Andriamanitra izahay noho ny nanomezany anay ny malalanay
RAKOTONDRASOAVA GEORGES
Loholona
Mpanao gazety
Tale nanorina ny Gazety Telonohorefy
Nahazo ny “PENINA VOLAMENA” ho an’ny mpanao gazety
Filoham-boninahitry ny CJD (Club des Journalistes Doyens)
Solombavam-bahoakan’I Madagasikara teo aloha
Grand-Croix de 2ème Classe de l’Ordre National Malagasy
Hatramin’ny androany Talata 18 Jona 2013, nandritra ny 77 taona teto an-tany
Hoy :
Ny Vadiny:
RASOAMANARIVO Mariette
Ny Zanany:
RAMIANDRISOA Denis Luc sy RASOARISEHENO Barivololoniaina
RAKOTONDRASOAVA Mamy Andrianirimbahoaka sy RATOMPOARISOA Antoinette
RAVALOSON Milijaona sy RAZAFINDRANGORY Farahanitriarivo
RAKOTONDRASOAVA Rasoarimanana Barilalao
ANDRIAMAROTAFIKATOHANAMBAHOAKA Ralaisoavamanjaka sy RASOAVOLOLONA Voahangy
RAKOTONDRASOAVA ANDRIAMANDRESY Todisoa sy RAKOTONDRAZAFY Harinivo
RAVELONANOSY Andriamihaja sy RAVOLOLONIAINA Ando
ANDRIAMIARINARIVO Mamy sy Dr RASOARIMBOAHANGY Miarintsoa
Ny Zafikeliny:
Zo sy Fara, Sergio sy Soary, Seheno, Harisoa, Njara sy Nadia, Fetra, Rajo, Tsirory sy Zo, Feno sy Faniry, Ny Andrinjo, Koloina, Seheno, Toky, Tsiry, Tsitohery,Misandratra, Maneva, Mahenika, Joela, Josia, Mino
Ny Zafiafiny:
Sandra, Tommy, Tania, Senzo, Narindra, Tojo, Kevin, Andry, Aina, Eloane, Mateo
Ny Rafozany:
RAZANADRAZAFY Germaine
Ny Taizany:
RATOVONARIVO Andrianjakasoa mivady sy ny zanany, RAKOTOMALALA Nary mianadahy avy, RAZAFINDRAKETAKA Marie Jeanne sy ny zanany
Ny iray tampo aminy:
RAKOTONDRABARY Dollfus mivady sy ny zanaka aman-jafiny, RAKOTOVOLOLONA Barisoa mivady sy ny zanaka aman-jafiny, Terak’i Pasteur RAKOTOBE Zafitsivery sy ny zanany, RAZAFINDRASOAVA Ramanantsoa Brigitte sy ny zanaka aman-jafiny, ANDRIAMBOAVONJY Menda mivady sy ny zanany, RAKOTOMALALA Roland mivady sy ny zanany, RAMANDRAIVONONA Dera mivady sy ny zanaka aman-jafiny, RAMIANDRAMANJATO Harry mivady sy ny zanany, RAKOTOALIMANISA Tsimbaharijaona mivady sy ny zanaka aman-jafiny, RAZAFINDRAFARA Barizoely, RAKOTOBE Barijoela mivady sy ny zanany, RAKOTOBE Narivelo, RASOARIFARA Sendrasoa, RAKOTONATOANDRO mivady ny ny zanaka aman-jafiny.
Ny iray tampo amin’ny vadiny:
RAKOTONARIVO Josefa mivady sy ny zanaka aman-jafiny, RANDRIANOELINA José mivady sy ny zanany
Ny Havany:
Terak’Itompokolahy Rajoelina, Terak’Itompokolahy Rafarilahikolona, Terak’Itompokolahy Razafindratelo, Terak’Itompokolahy Rainimarotafika, Terak’Itompokolahy Rasolo (Iavoambony), Terak’Itompokolahy Rakotondrasoa (Iavoambony), Terak’Itompokolahy Rakotomalala Maxim, Terak’Itompokolahy Pasteur Ralaiarisoa.
Ny Fianakaviana manontolo
Ny Fikambanana ny Mpanao Gazety Zokiolona (CJD)
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FKPM Ankasina Maritiora
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FMTA Ambohinome Ivato
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FMTA Antranobiriky Foibe
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ambohimarina
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Ankadivoribe Avaratra
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Soamahamanina
Ny Presbytera sy ny Fiangonana EEM St André Ankovanja Ankadivoribe Avaratra
Ny Fokontany Manarintsoa Afovoany, Ny Fokontany Ankadivoribe Avaratra
Ny nofony dia ho entina hiala ao Manarintsoa Afovoany, Lot A 113, ny Sabotsy 22 Jona 2013, amin’ny 1 ora folakandro, ary handrasana sy omem-boninahitra farany ao amin’ny Tranombokim-pirenena Malagasy Ampefiloha.
Hiala ao ny Alahady 23 Jona 2013, amin’ny 11 ora atoandro ary ho entina ao amin’ny Fiangonana FKPM Ankasina Maritiora 67 Ha ho fisaorana an’Andriamanitra sy ho fialan-tsasatry ny fanahiny. Rehefa izany dia hapetraka eny amin’ny fasan-drazany eny Ankadivoribe Avaratra (Talala Volonondry).
“Izaho ny fananganana ny maty sy fiainana; izay mino Ahy na dia maty aza, dia ho velona indray.
Ary izay rehetra velona ka mino Ahy dia tsy ho faty mandrakizay”.
(Jaona 11: 25-26)
TSY MISY VONINKAZO