En tenue, Zoe Rasoaniaina, Présidente nationale des Eclaireuses de Madagascar
FIANGONANâI JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA SYNODAMPARITANY IARIVO AVARADRANO
FITANDREMANA AMBONDRONA FIRAISANA SAMPANA MPANAZAVA SY TILY
âFa aza manadino hanao soa sy hiantra ; fa fanatitra toy izany no sitrakâAndriamanitraâ (Hebreo 13 ; 16)
COMMUNIQUE DE PRESSE
Mankalaza ny faha-60 taonany ny Fivondronana faha XXIX, SAMPATI (SAMPANA MPANAZAVA SY TILY) eto aminâny FJKM Ambondrona Firaisaina mandritra ny taona 2014, ka hosokafana aminâny fotoam-pivavahana hotontosaina eto am-piangonana izany ny alahady 27 aprily ho avy izao.
Ny teny fanevanâny fankalazana dia nosintonina tao aminâny Hebreo 13 : 16 : « Fa aza manadino hanao soa sy hiantra, fa fanatitra toy izany no sitrakâAndriamanitra ». Ny reny mpiahy ny fankalazana moa dia tsy iza fa Rtoa ZoĂ© Rasoaniaina, filoha nasionalinâny Mpanazava eto Madagasikara. Maro hy hetsika hotontosaina mandritra ny fankalazana, izay hiompana bebe kokoa any aminâny asa soa sy ny fitaizana ara-panahy, toy ny :
- herinandrom-bavaka hotontosaina ny 02 ka hatraminâny 06 jona eo aminâny FJKM Ambondrona
- asa soa hifandrombonanâny skoto beazina ny 12 jolay eo aminâny FJKM Ambondrona
- fankalazana ny ivonâny jobily ny alahady 13 jolay eo aminâny FJKM Ambondrona - fanomezana hatao any aminâny FJKM Mahambo ny volana novambra
- tolotra fanampiana ho fanavaozana ny trano fiangonana FJKM Ambondrona Firaisana ny volana desambra
Eo ihany koa ny seho ivelany hanamarihana ny fankalazana, toy ny :
- fifidianana ny teny faneva (natolotrâi Ratsimbazafy Rovatiana (AlafiĂ Mandamina)
- famoronana logo (sanganâasanâAtoa Rakotomanana Naivosoa Joely (Solia Milofo)
- famoronana hira faneva (sanganasanâAtoa Andriamananjara Jean Parfait )
- fanamboarana fehitenda misy ny sary famantarana ny jobily
- fanotĂ na kapila mangirana mirakitra ny tantaranâny fivondronana faha-XXIX sy ny fiainanâny SAMPATI Ambondrona
- lasin-jobily ny volana septambra
- fametrahana takelam-pahatsiarovana ao aminâny FJKM Ambondrona Firaisana
Mba hentina hanatontosĂ na ireo hetsika ireo, dia hisy ny fitadiavam-bola hatao, ka ireto avy izy ireo, ary hanaovana antso avo aminâny mpiray fiangonana, havana, namana sy tapaka :
- Rindrakira miaraka aminâny tarika Ambondrona, ao aminâny CCESCA ny 22 jona 2014
- Sakafom-pirahalahiana ao aminâny Astauria Antanimena ny 27 jolay 2014
- FitetezĂ na orinasa sy olo-tsotra hanohana aminâny hetsika hatao
Marihina fa misy ny Komity natsangana manokana aminâny fankalazana ny faha-60 taona, miisa 20 ny mpikambana ary ny filoha dia Ramatoa Andrianarisoa Bodo.
Ny isanâny skoto beazina eto aminâny Fivondronana faha-XXIX dia mahatratra 80, ary 19 ny mpiandraikitra azy ireo.
Â
****************************************
FIANGONANâI JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
SYNODAMPARITANY IARIVO AVARADRANO FITANDREMANA AMBONDRONA FIRAISANA SAMPANA MPANAZAVA SY TILY
« Et n'oubliez pas la bienfaisance et la libéralité, car c'est à de tels sacrifices que Dieu prend plaisir » (Hébreux 13 ; 16)
COMMUNIQUE DE PRESSE
Cette annĂ©e, le Fivondronana XXIX, SAMPATI (Scouts, Eclaireuses et Eclaireurs) Ambondrona commĂ©more son 60Ăšme annĂ©e dâexistence, et lâouverture de la cĂ©lĂ©bration aura lieu le dimanche 27 avril prochain, par un culte au FJKM Ambondrona Firaisana.
Le slogan de cette célébration est tiré des épßtres aux Hébreux 13 : 16 : « Et n'oubliez pas la bienfaisance et la libéralité, car c'est à de tels sacrifices que Dieu prend plaisir ».
Mme ZoĂ© Rasoaniaina, PrĂ©sidente nationale des Eclaireuses de Madagascar, est la marraine de cette cĂ©lĂ©bration. Les activitĂ©s qui marqueront cette commĂ©moration seront axĂ©es sur les Ćuvres sociales et sur lâaspect spirituel, dont ci-dessous la liste :
- semaine de priĂšre du 02 au 06 juin au FJKM Ambondrona - Ćuvres sociales menĂ©es par les scouts dâAmbondrona le 12 juillet au FJKM Ambondrona
- culte de célébration du jubilé le dimanche 13 juillet au FJKM Ambondrona - donation au FJKM Mahambo au mois de novembre
- aide financiÚre à la réhabilitation du temple FJKM Ambondrona Firaisana en décembre
La cĂ©lĂ©bration sera marquĂ©e par des Ćuvres et activitĂ©s particuliĂšres :
- choix du slogan (proposition de Ratsimbazafy Rova (Alafia Mandamina)
- crĂ©ation dâun logo (Ćuvre de Rakotomanana Naivosoa Joely (Solia Milofo)
- composition dâun chant sur le jubilĂ© (Ćuvre de Andriamananjara Jean Parfait)
- confection de foulards spĂ©ciaux pour le jubilĂ© - Ă©dition dâun CD sur lâhistoire et la vie du Fivondronana XXIX Sampati Ambondrona
- grand camp en septembre - pose dâune plaque de commĂ©moration du jubilĂ© au FJKM Ambondrona Firaisana
Des recherches de financement seront menées afin de réaliser ces activités, et pour lesquelles nous lançons un appel aux fidÚles, partenaires, amis, connaissances et parents :
- concert avec le groupe Ambondrona au CCESCA le 22 juin 2014
- dĂ©jeuner de fraternitĂ© Ă lâAstauria Antanimena le 27 juillet 2014 - visite de sociĂ©tĂ©s, partenaires et particuliers pour soutenir les activitĂ©s
Un comité a été mis en place afin de coordonner la célébration, dont les membres sont au nombre de 20, et qui est présidé par Mme Andrianarisoa Bodo.
Les scouts éduqués au sein du Fivondronana XXIX sont au nombre de 80, et ils sont encadrés par 18 responsables.