]
Les quotidiens du 03 Jul 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Razanadrakoto Mamirinina. Lasa i Tonton Mamy be vazivazy sy hatsikana

Razanadrakoto Mamirinina. Lasa i Tonton Mamy be vazivazy sy hatsikana

Tonton Mamy sy Toutou Lilie tamin'ny nandraisana azy mivady mpandray Fanasan'nyTompo

Antananarivo, Alakamisy 7 Febroary 2019. Nandao antsika taminy telo ora maraina ny havanay, Tonton Mamy (Razanadrakoto Mamirinina), rehefa tsy nahatsiaro tena (« dans le coma ») nanomboka tamin’ny 24 Janoary 2019. In-droa natao scanner ny lohany ka hita fa misy lalan-drĂ  tapaka ao.


Ny Alahady 20 Janoary 2019 no nivory tao Ampandrana ny fianakaviana, nifampiarahaba tratry ny taom-baovao. Nandray gitara i Tonton Mamy ka ny hirany voalohany dia «Mifankatiava ihany». Vita ny asany taty ka lasa niala sasatra Ary i Tonton Mamy. Malahelo ny fianakaviana iray manontolo kanefa izay no lahatr’Andriamanitra izay isaorana nanome antsika an’i Tonton Mamy nandritra ny 53 taona. Raha oharina amiko izay 65 taona dia tanora dia tanora tokoa i Tonton Mamy izao nandao antsika izao.

TSINDRIO ETO HO AN'IZAY MANANA COMPTE FACEBOOK

Ny fahatsiarovako an’i Tonton Mamy ? Izy sy Toutou Lilie no nitondra aho tany Mahitsy tao amin’ny hopitalin’ny Sinoa, ny taona 2000 rehefa tapaka fanintelony ny « clavicule »-ko. Simca 1100 ny fiarany tamin’izay. Io fiara koa no nandehanay tany Ambatondrazaka ny taona 2005 hamonja raharaham-pianakaviana tao Ambongamaneno. Tena « aventure » tamin'izay fa tsy ho tantaraiko eto...

I Tonton Mamy dia be vazivazy ary be hatsikana. Raha tsy nanam-pahaizana tamin’ny « mĂ©canique automobile » angamba izy dia mety ho nanara-dia an-dry Francis Turbo sy ny tariny. Fa toa avy amin’ny fianakaviany mihitsy izany be vazivazy izany.

Efa niady ny ady tsara tokoa i Tonton Mamy ka lasa niala sasatra

Efa tonga tao an-tranony ao Ampandrana, ny alakamisy 7 Febroary 2019 io ihany, taminy 6h30 maraina ny razana. Hoy i JerĂŽme Randria, mpihira tao amin’ny tarika « Ny Railovy », izay : « Veloma namako salut la compagnie ! ».

Jeannot Ramambazafy

Mis Ă  jour ( Vendredi, 08 FĂ©vrier 2019 08:28 )  
BanniĂšre

Madagate Affiche

 

WMG-Inner Wheel Madagascar. Un partenariat efficace pour la promotion de la formation professionnelle des femmes

 

Christophe Deloire. Brusque décÚs du SG de RSF International, le 08 juin 2024

 

WMG Madagascar. Des serviettes pĂ©riodiques lavables pour les Ă©lĂšves du CEG d’Ambohidrabiby

 

HAJASOA - Raoeliarivelo Hajasoa Pauline, nodimandry ny 28 May 2024

 

GrĂące Marie-Jeanne Ramambazafy teraka Rasoarivony, renin'i Jeannot Ramambazafy. Toa marina fa ny tsara saina sy tsara fanahy no matetika lasa mialoha

 

Mialy R. RAJOELINA. Hommage pour la FĂȘte des MĂšres 2024

 

PentekĂŽsta 2024. FANAHY hoe ?

 

TSIMITOVIAMINIANDRIANDEHIBE GUY RAJAOFETRA (XHI). Fisaorana avy amin’ny vady aman-janany, zafikeliny ary ny fianakaviana iray manontolo

 

LALIE (1976-2024) : Mandria am-piadànana namako amin’ny tsikinao ‘zay


 

«La Passion du Christ». Concert de PĂąques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 Ă  15 heures en la CathĂ©drale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de PĂąques, les enfants du Centre -des adolescents Ă  prĂ©sent!-, s’entraĂ...