]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche MADAVISION. HANAMPY NY RAY AMAN-DRENIN’ NY MPIANATRA NY «GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR» SEPT-OKT. 2022

MADAVISION. HANAMPY NY RAY AMAN-DRENIN’ NY MPIANATRA NY «GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR» SEPT-OKT. 2022

Marina f’efa nisy ny mpianatra niditra fa mbola misy koa ny hiditra amin’ny volana Oktobra 2022 ho avy. Hanamaivanana ny ray aman-dreny rehetra ary dia ho tontosain’ny orinasa Madavision, tarihin’i Ramatoa Harilala Ramanantsoa, ny « Grande Braderie de Madagascar ».


Ao no hahitan’ny mpitsidika rehetra ireo karazana fitaovam-pianarana hamidy ao amin’ny tranoheva mandray anjara izay hampiatra fihenam-bidy hatrany amin’ny 15%. Eny fa ny entana hafa rehetra dia hisy izay fihenam-bidy izany.


Oviana sy iza no hanatanterahin’ny Madavision io hetsika mahasoa io ? Ny 29 Septambra ka hatramin’ny 02 Oktobra 2022 ao amin’ny Kianjan’ny Barea ao Mahamasina Antananarivo.


Vidim-pidirana : 2.000 ariary

Andry Rakotonirainy

Mis à jour ( Mardi, 27 Septembre 2022 19:31 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30