]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche EDSON ARANTES DO NASCIMENTO fantatra amin’ny anarana hoe PELE

EDSON ARANTES DO NASCIMENTO fantatra amin’ny anarana hoe PELE

Nodimandry teo amin'ny faha-82 taonany i Pelé

Pelé dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenena Brezilianina.

Teraka ny 23 Oktobra 1940 tao Três Corações ary nodimandry 29 Desambra 2022 tao Brésil.

NY ZAVA-BITANY MBOLA TSY NISY NAHARESY :

* Nahatafiditra baolina miisa 757 tamin'ny fifaninanana ofisialy.

* Mpilalao irery hatreto, maneran-tany, no niatrika in-telo ny Amboara eran-tany eo amin’ny baolina kitra izay nobatainy in-telo tao anatin’ny ekipam-pitenena brezilianina na ny Selecao : 1958, 1962 ary 1970.

Efa minisitry ny Fanatanjahantenan’ny Brésil i Pelé (1995-1998).

Taorian'i Diego Maradona izany (30 oktobra 1960 - 25 novambra 2020) dia nisy olo-malaza maneran-tany eo amin’ny baolina kitra iray hafa nandao ity tany fandalovana ity

MANDRIA AM-PIADANANA PELE

Jeannot Ramambazafy

************

NY FILOHA ANDRY RAJOELINA TEO ANATREHIN’NY FAHALASAN’I PELE


Nandao ny kianja farany ny Kintana malaza indrindra maneran-tany eo amin'ny taranja baolina kitra.

Isaorana i Pelé nahatonga ireo mpankafy an-tapitrisany noho ny fomba filalaovany baolina ka nanonofy ny hanana ny talentany izay nanamarika ny Tantara.

Miara-miory amin’ny fianakaviany sy ny mpankafy azy rehetra ny Firenena malagasy.

Dika-teny malalaka : Jeannot Ramambazafy

 

 

Mis à jour ( Samedi, 31 Décembre 2022 07:04 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30