Ivandry, 14 juin 2024. Comme lâaffiche lâindique ci-dessus, câest sur le parking du « Trade Tower », quâa eu lieu la cĂ©rĂ©monie de clĂŽture de la formation des femmes Ă©tudiantes en coupe et couture. Mais aussi confection de serviettes hygiĂ©niques lavables.
Â
En fait, il sâagit de la 3Ăšme promotion dâun programme conjoint WMG-Inner Wheel Madagascar, rĂ©ussi avec brio et sanctionnĂ© par un certificat attestant de la compĂ©tence de ces femmes Ă©tudiantes et des connaissances quâelles ont acquises dans le domaine de la coupe et de la couture.
Mais une photo valant mille, en voici une trentaine... LâĂ©quipe de madagate fĂ©licite toutes ces dames de lâInner Wheel, du WMG et les rĂ©cipiendaires pour qui lâavenir leur ouvre les brasâŠ
Arahabaina daholo ianareo Andriambavilanitra e !
Extraits de l'interview en malagasy de Fiona Andriampeno, PrĂ©sidente de lâInner Wheel Antananarivo :
« Raha tsiahivina dia ilay fiofanana izay niarahana aminâny WMG sy ny Winner Club dâAntananarivo, dia fampiofanana vehivavy aminâny resaka zaitra. EO ihany koa ilay fanaovana « serviettes hygiĂ©niques lavables ». Telo volana ny fiofanana, dia sivy volana izany ireo « mpianatra » enim-polo eo no nianatra nandritra izay sivy volana izay. Roampolo isaky ny telo volana no navoaka izay tsiahivina fa ny 6 marsa teo dia namoaka mpianatra telo polo mahery teo izahay. Androany izany dia mamoaka ny andininy farany izahay, miisa mpianatra roampolo ».
Manao ahoana ny mikasika ny lalan-barotra ?
« Mikasika ny « insertion professionnelle » dia ny ankizy no mitady ilay asa. Fa raha ohatra misy azo hanampiana azy ireo dia manatona anay na miantso anay izy dia hampianay aminâilay fitadiavana asa. Ny « critĂšre de sĂ©lection » anâilay mpiofana dia ny ankizy tena marefo no raisinay « en priorité ». Ireo vehivavy ireo, na vehivavy niala taminâny fianarana na efa renim-pianakaviana nitady fiofanana aminâny zaitra hitadiavany asa hampidi-bola ho azy ».
Vita atreho ve izany ilay « formation » ?
« Ny « formation » tsy vita hatreo, ny anâny Winner Wheel tsinona anisanâny action « pĂ©renne » izy ity. Dia misy foana. Vita indray ireto dia hisy indray ny manaraka, aminâny juillet. Misy foana isaky ny telo volana ka. Ety ny « atelier de couture »-ny Winner Wheel dia eto Antananarivo ny mpianatra no mianatra. Roampolo isaky ny miditra. Dia rehefa vita ny telo volana dia miditra indray ny telo volana manaraka, dia miditra indray ny roampolo vaovao. Fa ny WMG no mitsahatra aminâity « promotion » farany ity ny fiarahany miasa aminâny Winner Wheel fa hahalehotena kely izahay (âŠ).
En ce qui concerne le WMG, sa Présidente, Fiona Tsiranana, n'ayant pas été présente ce jour -une absence excusée-, c'est la Vice-Présidente, Josiane Ralambotsirofo, qui a co-présidé la cérémonie avec Finaritra Andriampeno. Enfin, voici un message des Dames du WMG :
Reportage de Jeannot Ramambazafy et Andry Rakotonirainy