]
Les quotidiens du 03 Dec 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil Flash Infos Madagascar. Le Président Rajoelina a nommé les 6 sénateurs de son quota

Madagascar. Le Président Rajoelina a nommé les 6 sénateurs de son quota

Les 18 sénateurs, membres de la Chambre Haute sont fin complets actuellement. Comme prévu, le 18 janvier 2021, le président de la république a nommé les six autres sénateurs, qui vont se réunir en session spéciale à partir de ce 19 janvier 2021, avec les 12 fraîchement élus à travers les sénatoriales du 11 décembre dernier.

Depuis quelques semaines, les clins d’œil des clans politiques pour  séduire le Chef de l’État n’ont cessé d’apparaître, mais le choix du président par sa prérogative est déjà déterminé.

A travers un décret N°2021-060, il a ainsi nommé comme Sénateurs :

Imbiki Herilaza, magistrat et actuel Secrétaire général du ministère de la Justice ;

Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana, magistrate ;

Andrianandrasana Hajaniaina Tahina, magistrat ;

Ndremanjary Jean André, ancien membre du Conseil supérieur de la Transition et ministre au cours de ce régime ;

Tsiebo Mahaleo Richard Victor, agronome de formation, actuel Directeur du partenariat et du développement (DpaD) au sein du ministère de la Jeunesse et des Sports ;

Ramanambitana Richard Barjohn, actuel Directeur de la Communication institutionnelle au sein de la Commune urbaine d'Antananarivo (CUA).

Ils remplaceront  ce jour même au palais de verre d’Anosikely, les sénateurs sortants, lesquels ont tenu hier une toute dernière séance relative à la présentation publique des rapports des enquêtes parlementaires qu’ils ont réalisées au cours de ces derniers mois.

Lesdits rapports ont été déjà remis aux différentes autorités ainsi qu’aux organisations de la société civile. Les 18 sénateurs composant la nouvelle législature du Sénat prendront leur fonction ce jour pour la première fois au palais de verre d’Anosikely.

Mampionona - L2GI


FIADIDIANA NY REPOBLIKA

***

Didim-panjakana Laharana faha 2021-060

Manendry ny mpikambana notendren’ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara eo anivon’ny Antenimieran-doholona

NY FILOHAN’NY REPOBLIKA,

Araka ny Lalàmpanorenana ;

Araka ny lalàna fehizoro faha-2015-007 tamin’ny 03 mars 2015 novain’ny hitsivolana laharana faha- 2019-006 tamin’ny 28 may 2019 mahakasika ny fomba fiasa, ny fomba fifidianana ary ny fanendrena ireo Loholon’i Madagasikara ;

Araka ny didim-pitsarana laharana faha-01-HCC/AR tamin’ny 07 janoary 2021 manambara amin’ny fomba ofisialy ny voka-pifidianana ny Loholon’i Madagasikara notontosaina tamin’ny 11 desambra 2020 ;

DIA MAMOAKA IZAO DIDIM-PANJAKANA IZAO :

Andininy voalohany .- Araky ny andininy faha 81 ao amin’ny lalàmpanorenana sy ny andininy faha 7 vaovaon’ny lalàna fehizoro nasiam-panovana laharana faha 2015-007, ny Filohan’ny Repoblikan’ny Madagasikara dia manendry ho isan’ireo mpikambana ao amin’ny Antenimierandoholona ireto manaraka ireto :

- Andriamatoa Imbiki Herilaza ;

- Ramatoa RANDRIAMANANTENASOA Landy Mbolatiana

- Andriamatoa ANDRIANANDRASANA Hajaniaina Tahina

- Andriamatoa NDREMANJARY Jean André

- Andriamatoa TSIEBO Mahaleo Richard Victor

- Andriamatoa RAMANAMBITANA Richard Barjohn

Andininy faha 2.- Noho ny amehana, sy araka izay voalazan’ny andininy faha 4 sy faha 6 andalana faha 2 amin’ny hitsivolana laharana 62-041 tamin’ny 19 septambra 1962 mahakasika ireo fepetra ankapobeny momba ny lalàna ifampitondrana eto an-toerana , sy ny lalàna iraisam-pirenena ifampitondran’ny isam-batan’olona, dia mihatra avy hatrany izao didim-panjakana izao vantany vao nampahafantarina tamin’ny alalan’ny haino aman-jery, ankoatra ny famoahana azy amin’ny Gazetim-panjakan’ny Repoblika.

Andininy faha 3.- Ity didim-panjakana ity dia ho raketina sy havoaka amin’ny Gazetim-panjakan’ny Repoblika.

Natao tao Antananarivo, ny 18 Janoary 2021

NY FILOHAN’NY REPOBLIKA

ANDRY RAJOELINA

Mis à jour ( Mardi, 19 Janvier 2021 06:24 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)

 

Hira malagasy. Fa iza marina i Therack, namorona ireo hira malagasy tsy lefy hatramin’izao ?

 

Pr Serge Henri RODIN. Le compteur de sa vie terrestre s’est arrêté à 75 ans. Son cœur a cessé de battre le 18 septembre 2024

 

Marc Ravalomanana. Ny tena vontoatin’ny resaka tsy fandoavana hetra : nanao taratasy fanekena fa handoa izy, ny 4 septambra 2023. Indrisy…

...