]
Les quotidiens du 02 Jul 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil Flash Infos New York, Firenena Mikambana. Hiteny ny Filoha Andry Rajoelina, ny 21 Septambra 2022

New York, Firenena Mikambana. Hiteny ny Filoha Andry Rajoelina, ny 21 Septambra 2022

Araka ny fandaminana efa narafitry ny tomponandraikitra ao amin’ny Firenena Mikambana ao New York, manodidina ny Fivoriana faratampony faha-77 -20-26 Septambra 2022- dia ny 21 Septambra 2022 no handray ny anjaram-pitenenany ny Filoha Malagasy, Andry Rajoelina.


Raha tsiahivina, dia nisokatra ny 13 septambra 2022 ny Fivoriana ankapobeny na “AssemblĂ©e gĂ©nĂ©rale” faha-77-ny Firenena Mikambana izay nampitondraina ny lohahevitry hoe: Kihon-dalana iray: Fotoana fitadiavana vahaolana hanovana ireo tranga isan-karazany mampifamatotra ny zanakolombelona. Anisan’izany ny aretina Covid-19; ny ady any Okraina; ny fiovan’ny toetrandro mbola tsy fahita hatramin’izay ary ny tahotra momban’ny loza mitatao eo amin’ny lafiny ara-ekonomika maneran-tany mihitsy.

Arak’izany dia ilaina tokoa ny mikaroka sy mifantoka amin'ny vahaolana iraisana, eo anatrehin'ireo krizy ireo hananganana tontolom-piainana milamina sy sy maharitra kokoa ho an'ny rehetra sy ho an'ny taranaky ny zanak’olombelona ho avy.

Jeannot RAMAMBAZAFY

Mis Ă  jour ( Mercredi, 21 Septembre 2022 10:00 )  
BanniĂšre

Madagate Affiche

 

WMG-Inner Wheel Madagascar. Un partenariat efficace pour la promotion de la formation professionnelle des femmes

 

Christophe Deloire. Brusque décÚs du SG de RSF International, le 08 juin 2024

 

WMG Madagascar. Des serviettes pĂ©riodiques lavables pour les Ă©lĂšves du CEG d’Ambohidrabiby

 

HAJASOA - Raoeliarivelo Hajasoa Pauline, nodimandry ny 28 May 2024

 

GrĂące Marie-Jeanne Ramambazafy teraka Rasoarivony, renin'i Jeannot Ramambazafy. Toa marina fa ny tsara saina sy tsara fanahy no matetika lasa mialoha

 

Mialy R. RAJOELINA. Hommage pour la FĂȘte des MĂšres 2024

 

PentekĂŽsta 2024. FANAHY hoe ?

 

TSIMITOVIAMINIANDRIANDEHIBE GUY RAJAOFETRA (XHI). Fisaorana avy amin’ny vady aman-janany, zafikeliny ary ny fianakaviana iray manontolo

 

LALIE (1976-2024) : Mandria am-piadànana namako amin’ny tsikinao ‘zay


 

«La Passion du Christ». Concert de PĂąques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 Ă  15 heures en la CathĂ©drale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de PĂąques, les enfants du Centre -des adolescents Ă  prĂ©sent!-, s’entraĂ...