]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil Production Video Moks Razafindramiandra. Nitsapa alahelo ny mpikambana ao amin’ny CJD. VIDEOS sy SARY

Moks Razafindramiandra. Nitsapa alahelo ny mpikambana ao amin’ny CJD. VIDEOS sy SARY

Tsy asian-tsika resabe izy ity fa dia notontosa soa aman-tsara ny 30 Mey 2015, ny fitsapana alahelo ho an’ny fianakavian’i Moks Razafindramiandry izay nodimandry ny 29 Mey 2015. Misy ny tsy afaka, ary tsy omen-tsiny. Ny tsikaritro dia efa mia-vitsy tokoa ny mpanao gazety zokiolona. Asa anefa raha mba voarain’ireo tanora vao misandratra ami’ity asa ity ireo afatra sy toro-hevitra napetrak’ireo efa nandao ity tany ity. Nampahatsiahy ary ry Rabefananina, Rémi Ralibera ary indrindra indrindra Taitsy Glibert.


Ireo ambany ireo ary ny sary ho fahatsiarovana izany fanomezam-boninahitry ny CJD ho an’i Moks Razafindramiandra sy ny fianakaviany. Niniako tsy nasiako anarana ka dia samia mahala e !


Soratra, vidéos, sary: Jeannot Ramambazafy -31 Mey 2015

*********************

+++++++++++++++++++++++++++++++++

F A M P A T S I A H I V I N A

Mis à jour ( Dimanche, 31 Mai 2015 11:06 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30