Ny Filoha SOLO NORBERT ANDRIAMORASATA eo faran'ankavia eo amin'ny sary
VONDRONâNY MPANAO GAZETY ZOKIOLONA
FANASANA
Voninahitra ho anâny Vondronâny Mpanao Gazety Zokiolona na Club des Journalistes Doyens izay tarihinâny Filoha SOLO NORBERT ANDRIAMORASATA ny manasa antsika rehetra hanatrika ny Adihevitra arahin-tsakafo ao aminâny INPF Mahamasina ny atoandronâny Sabotsy 25 Novambra 2017.
Hifantohanâny Adihevitra ny Raharahampirenena aminâny alalanâny fifanakalozankevitra hiainga aminâireto fanontaniana ireto :
- Inona no andrasanâny Vahoaka aminâny Mpitondra Fanjakana ?
- Inona no andrasanâny Mpitondra Fanjakana aminâny Vahoaka ?
Hanafana ny fotoana ombieny ombieny ny Tarika TAFASIRY KOLO KANTO izay vao nanamarika ny fahadimy taonany.
Koa tongava maro fa miandry antsika ny Firenena.
FILOHAN'NY VONDRONâNY MPANAO GAZETY ZOKIOLONA
ANTANANARIVO faha - 14 Novambra 2017