]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Monde malgache Communauté Malagasy Fanirisoa Ernaivo. Notorian’ny Ministeran’ny filaminam-bahoaka ity Mpitsara may vava ity

Fanirisoa Ernaivo. Notorian’ny Ministeran’ny filaminam-bahoaka ity Mpitsara may vava ity

Arak’ilay fitenenana hoe : « ela notoratorahana ka nahavoa mason’angatra ». Miampy ny ahy izany ny fitoriana an’i Ramatoa Fanirisoa Ernaivo, Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara teo aloha na SMM. Satria tokoa dia nitory azy ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka taorian’ireo fanambarana tena mahamenatra sady mahatofoka nataony teo Mahamasina, ny 30 Oktobra 2018. Marodia maro no nahita ary, indrindra indrindra, nandre fa toa mandeha ho azy ohatry ny karatr’i Naivo ny rediredin’ity mpitsara mba nanana ny naha izy azy ihany teo aloha teo. Tena tompon’ny tenany tokoa ve izy iny ?...

Mbola tsy azo atao n’inona n’inona aloha izy satria « kandida filoham-pirenena ». Fa rehefa vita ny fifidianana, any isika mahita azy, hoy Jaojoby izay. Tsiahivina fa nitsangana ihany koa ny Ministeran’ny Fitsarana sy ny Filankevitra ambon’ny Mpitsara na CSM (« Conseil Supérieur de la Magistrature »). Hiala tsiny ? Hifona ? Mety ho tsara fa ho tara daholo izany. Ireo ary ny fanambaran’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka, ny an’ny Ministeran’ny Fitsarana ary ny an’ny CSM. Tsia, tsy mampalahelo velively izy fa manafintohina. Rehefa nanozona tsy niambahamba ary nihantsy ny mpitandro filamina dia tsotra ny amin’ity mpitsara may vava loatra ity: « Malheur à celle par qui le scandale arrive ».

Jeannot Ramambazafy

***********************************************

***********************************************

Mis à jour ( Mercredi, 31 Octobre 2018 18:01 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30