]
Les quotidiens du 02 Jul 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Monde malgache Communauté Malagasy BNGRC. Ilaina fitandremana sy fandraisana andraikitra manoloana ny firotsahan'ny orana

BNGRC. Ilaina fitandremana sy fandraisana andraikitra manoloana ny firotsahan'ny orana

Nahazo taratasy filazana avy amin’ny mĂ©tĂ©o ny momba ny toe-andro ny mpanao gazety, manambara fa ny volana novambra sy desambra no manomboka fikinjan’ny orana.

Ho an’ny volana janoary dia mbola hitohy izany orana izany, indrindra any amin'ny tapany avaratra. Nandritra ny roa na telo andro izay dia nisy fiovana ny toetr'andro. Nampahafantatra ny teo anivon’ny BNGRC (Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes) sy ny MĂ©tĂ©o momba ny fandalovan’ny oram-baratra sy ny rivo-mahery eto Madagasikara.

Ho tratra izany ny ao Morondava, Toliara sy Vangaindrano. Araka ny fanazavana nomen’ny Sekretera mpanatanteraka ny BNGRC, ny Colonel Elack Olivier Andriakaja, dia nanomboka ny zoma 15 novambra 2019 tolak’andro izany rivo-mahery arahin’orana izany.

Raha ny vinavinan'ny mpamantatra ny toe-andro dia tokony hifarana ny alatsinainy izao izany. Fa na izany aza dia ilaina ny fitandremana hatrany amin’ireo toerana voalaza ireo, indrindra ny Distrika rehetra manerana ny Faritra telo eto Madagasikara : Atsimo Andrefana, Androy ary Menabe izay mety hisian’ny oram-be.

Ny tena loza izay mila fitandremana fatratra dia mety hisian’ny rano trambo ao Ampanihy andrefana sy Betioka atsimo. Ny hitrangana tondra-drano be indray dia ireo faritra rehetra manamorona ny renirano.

Ny rivotra indray dia eo amin’ny 50-60 kilometatra isan’ora no vinavina hisehoan'ny afainganam-pandehany ka any amin’ny Faritra Atsimo Andrefana, Atsimo ary Atsimo Antsinanana no handalovany.

Manoloana izany dia efa nisy fampitana ny vaovao nataon’ny BNGRC niantefa tamin’ireo tompon'andriakim-panjakana rehetra mba handraisana fepetra mifanandrify amin’izany. Nisy misy aza ny tokony ametrahana miaramila amin’ireo moron-dranomasina hanakanana ireo olona tsy andehandeha na andriaka eny amin’ny ranomasina.

Mahakasika ny vato be eto Andrenivohitra izay ahiana hianjera dia efa tokony ho hisy fepetra raisina momba izany manoloana ny firotsahan’ny orana matetika. Efa nisy andraikitra noraisina teo aloha nifandrimbonan’ny Minisiteran’ny Ati-tany, ny Minisiteran’ny Fanajariana ny Tany ary ny Minisiteran’ny Mponina. Tsy mijanona hatreo izany fa mbola mitohy.

Nahatratra 100 no maty tratran’ny fihotsahan’ny tany nanerana ny Nosy. Tafiditra ao anatin’izany ny Faritra Analamanga, Analajirofo, Alaotra Mangoro, Sava, Sofia, Vatovavy fitovinany. Ho an’ny Analamanga, nandritra ny 4 taona dia 52 no maty vokatr’izay fihotsahan’ny tany izay. Noho izany dia ilaina ny fitandremana sy fandraisana andraikitra ho an’ny tsirairay.

Andry Rakotonirainy – Sabotsy 17 Novambra 2019

Mis Ă  jour ( Lundi, 18 Novembre 2019 03:45 )  
BanniĂšre

Madagate Affiche

 

WMG-Inner Wheel Madagascar. Un partenariat efficace pour la promotion de la formation professionnelle des femmes

 

Christophe Deloire. Brusque décÚs du SG de RSF International, le 08 juin 2024

 

WMG Madagascar. Des serviettes pĂ©riodiques lavables pour les Ă©lĂšves du CEG d’Ambohidrabiby

 

HAJASOA - Raoeliarivelo Hajasoa Pauline, nodimandry ny 28 May 2024

 

GrĂące Marie-Jeanne Ramambazafy teraka Rasoarivony, renin'i Jeannot Ramambazafy. Toa marina fa ny tsara saina sy tsara fanahy no matetika lasa mialoha

 

Mialy R. RAJOELINA. Hommage pour la FĂȘte des MĂšres 2024

 

PentekĂŽsta 2024. FANAHY hoe ?

 

TSIMITOVIAMINIANDRIANDEHIBE GUY RAJAOFETRA (XHI). Fisaorana avy amin’ny vady aman-janany, zafikeliny ary ny fianakaviana iray manontolo

 

LALIE (1976-2024) : Mandria am-piadànana namako amin’ny tsikinao ‘zay


 

«La Passion du Christ». Concert de PĂąques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 Ă  15 heures en la CathĂ©drale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de PĂąques, les enfants du Centre -des adolescents Ă  prĂ©sent!-, s’entraĂ...