]
Les quotidiens du 26 Nov 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Vie politique Dossier Andry Rajoelina on TV5 World: “We should not merge forgiveness and amnesty”

Andry Rajoelina on TV5 World: “We should not merge forgiveness and amnesty”

CLICK HERE FOR VIDEO IN FRENCH

Andry Rajoelina, President of the Transition of Madagascar, was l'invité of TV5 World’s News, on May 14th, 2011. Here is the translation in English of questions/answers of the day.


TV5 World: You are malagasy President of Transition, then let us remind of it for our viewers, Madagascar is plunged for two years into a serious political crisis since your accession in power, fort of the support of the Army. Since, the authorities of Transition are not acknowledged by the international Community. You were in Turkey at the beginning of week, you are since Thursday in Paris, you had been accepted by French Minister of Foreign Affairs, Alain Juppé, then by the General Secretary of the OIF (International Organization of the French-speaking world), mister Abdou Diouf. What do you try to persuade? What you are the man of situation to take out Madagascar from crisis?


President of the High Authority of Transition (PHAT): « Madam Bonjour! Listen! In Madagascar, for two years really, there had been a popular uprising in 2009, but what is important to signal but especially to mean, it is that last November, the malagasy People expressed themselves across the adoption of the New Constitution of the Fourth Republic. And in the transitional dispositions of our Constitution, it is clear, it is stipulated that I aim Transition up to the advent of a new President of the fourth Republic. Today, Madagascar does not need weapon to resolve its problem. Madagascar just needs accompaniment for the next presidential and legislative elections, which we intend to organize this year ».

TV5 World: Precisely, on May 20th, the Community of the States of Southern Africa meets in summit. It acknowledges you as president de Transition up to the next elections. Without fixing therefore of date. What is your calendar?

PHAT: « It is a call which I throw to all Leaders and Heads of state, members of the SADC: it is not, in interest of whoever it is to extend crisis in Madagascar. Look at what took place in Tunisia and in Egypt. There had been a popular uprising. It is exactly as what took place in Madagascar. What we need today, it is precisely to organize elections as soon as possible. And it is wish, aspiration of the malagasy People ».

TV5 World: As soon as possible? This means what? Give us a date.

PHAT: « In Madagascar, the organization of elections should take place between May 1st and November 30th. But beyond, that is to say, from November 30th till April 30th, it is the season of rains. Therefore, we will not be able to organize elections ».


TV5 The World: Therefore, November 30th at the latest?

PHAT: « At the latest, November 30th ».

TV5 The World: Eight (08) political groups accepted the Road map of the Community of the States of Southern Africa. On the contrary, opposition, her, always opposes to it. What do you answer opposition?


PHAT: « There are those who want to go towards elections today to Madagascar. There are those who also want to put an end to crisis in Madagascar. There are those who want in no way and those who do not want to participate in elections. As for us, what interests us, it is the future of the country, the future of Madagascar, that is a big country with a lot of potentials. What they say to them today, it is that it is necessary to return power to the People, that is to say, it belongs to the People to decide on future and on the destiny of Madagascar, by means of elections ».

TV5 World: Then, the Parliament of Transition is in session nowadays. It leans over the franchise act precisely, but also over other very political Laws, among which that of amnesty, a stake of size which counts for those who like to go back on the front of the political stage. Are you really motivated so that this point, amnesty, is legislated?


PHAT: « Of course. We should not merge forgiveness and amnesty. Because amnesty, in the international rules, all that is murder or genocide is in no way amnistiable. Therefore me, I am, precisely, for forgiveness but not for impunity ».

TV5 World: Can we imagine that Mark Ravalomanana comes back to Madagascar while he is in banishment in South Africa today?


PHAT: « As regards the ancient President, you know that the People claimed social justice. You should not forget that it is the People who brought it to power but he answered by weapon. For me, it is unpardonable because it is a high treason, fact to use weapon against his fellow-countrymen ».

TV5 World: Thank you so much, Andry Rajoelina.

Translated by : Jeannot RAMAMBAZAFY

=======================================

TENY MALAGASY

TV5 Monde: Atoa Rajoelina Andry, Filohan’ny Tetezamita malagasy ianao amin’izao fotoana izao, ampatsiahivo ireo mpanaraka ny vaovaon’ ny Tv5 maneran-tany fa nandritra ny roa taona, dia niaina tao anatin’izany Tetezamita izany i Madagasikara, noho ny krizy politika. Voalaza ihany koa, fa ny Tafika no miaro ny Fitondrana tetezamita. Etsy ankilany anefa,  mbola tsy misy ny Fankatoavana iraisampirenena. Ankoatra izay, nisy ny dianareo tany Torkia niatrika ny fivorian’ny Firenena mikambana  ny fiandohan’ ny herinandro lasa teo. Hatramin’ ny alakamisy lasa teo dia tonga eto Parisy indray ianareo, ka noraisin’ ny minisitry ny Raharaham-bahiny frantsay, Alain Juppé sy ny Sekretera jeneralin’ ny « Oif », Abdou Diouf. Ambarao ho fantatry ny maro ny tianareo ahatongavana sy handresenareo lahatra ireo izay nihaona taminareo ?

Andry Rajoelina : «Miarahaba anao ! Ny taona 2009 dia nifoha tamin’ ny torimasony ny vahoaka malagasy, izay nahatsiaro fangirifiriana. Tsy izany anefa no tena zava-dehibe fa ireo vahoaka  ireo dia nitady fanovana, ka niaraka nandany ny Lalàmpanorenana vaovaon’ ny Repoblika faha-4. Efa voasoritra, fa ny tenako no mitantana ny Tetezamita mandra-pahavoafidin’ny Filoha vaovao hitondra ny Repoblika fahefatra. Ankehitriny dia tsy fitaovam-piadiana  no ilain’ i Madagasikara, mba hialana amin’ izao olana mianjady aminy izao, fa kosa ilainy ny fanampiana azy amin’ny finiavany hanatanteraka ny fifidianana izay ho Filohampirenena heverina fa hotanterahana amin’ity taona ity».

TV5 Monde: Eo indrindra isika izao. Ny 20 mey izao dia hisy ny fihaonana an-tampony eo anivon’ny Vondron’ny Firenena aty amin’ ny faritr’i Afrika tapany Atsimo. Mihevitra anao ho mpitondra ny Tetezamita izy ireo hatramin’ izao, mandra-pahatongan’ ny fotoam-pifidianana ny Filoha hitantana ny Repoblika faha-4, na dia mbola tsy voafaritra mazava aza ny daty hanatanterahana azy. Rahoviana no heverinareo hanaovana izany fifidianana izany ?

Andry Rajoelina : « Manao antso avo amin’ireo Filohampirenena mivondrona ao amin’ny Sadc aho.  Tsy misy mahazo tombontsoa amin’ izao krizy lavareny mahazo an’i Madagasikara izao na iza na iza. Jereo fotsiny ny olana mianjady amin’ i Tonizia sy Ejipta. Nisy ny hetsi-bahoaka niseho tany amin’ ireo Firenena roa ireo, izay mitovy tsy misy valaka tamin’izay niseho tao Madagasikara. Ny tena zava-dehibe ary ilainay amin’ izao fotoana izao dia ny hanatanterahana ny fifidianana haingana dia haingana. Marihiko, fa tsy ny tenako no maniry ny hisian’ izany fa ireo Malagasy rehetra izay mitady fanovana ».

TV5 Monde: Ao anatin’ny fotoana haingana ? Inona no tianao holazaina ? Azonao faritana ve ny daty ?

Andry Rajoelina : «Ny fiandohan’ny volana mey ary miafara amin’ny volana novambra no azo hanatanterahana ny fifidianana, raha ny any Madagasikara. Ao anatin’ireo fotoana ireo no heverinay hanatontosana azy, satria eo anelanelan’ ireo volana ireo no tsy misy firy ny rotsak’orana».

TV5 Monde: Raha izay, ny faran’ny volana novambra izany farafahatarany ?

Andry Rajoelina : « Farafahatarany ny faran’ny volana novambra ».

TV5 Monde: Valo amin’ireo vondrona politika no nanaiky ilay tondrozotra natolotry ny vondrona Sadc na ny Vondron’ ny Firenena afrikana aty amin’ny faritr’i Afrika tapany Atsimo  Tsy mbola nanaiky izany kosa anefa ireo antoko politika izay mpanohitra ny Tetezamita. Inona kosa no havalinao izany ?

Andry Rajoelina : «Misy ireo te hiroso amin’ny fifidianana any Madagasikara amin’izao fotoana izao, ary misy ihany koa ireo maniry fatratra ny hifaranan’ izao krizy izao. Etsy ankilany kosa anefa, misy ireo tsy mihevitra ary tsy mankasitraka izany fifidianana izany. Ho anay kosa, ny mahamaika anay dia ny ho avin’i Madagasikara izay manana ny tanjany sy ny maha izy azy tokoa. Ny fanomezana ny fahefana rehetra eo am-pelatanan’ ny vahoaka malagasy no tanjon’ ny Fitondrana tetezamita amin’ izao fotoana izao. Izany hoe, ny vahoaka  no hamaritra sy hanapaka ny ho aviny, ka amin’ ny alalan’ ny fifidianana no ahafahany manatanteraka izany».

TV5 Monde: Amin’izao fotoana izao dia mivory ireo Andrimpanjakana roa (Ct sy Cst). Mifototra amin’izay fifidianana izay ny dinik’izy ireo. Ankoatra izay, dinihin’izy ireo ihany koa ny lalàna mikasika ny famotsoran-keloka izay tena resaka politika tokoa. Ny famotsoran-keloka dia fanamby goavana ho an’ ireo izay mbola te hisongadina eo amin’ny lafiny politika. Manaiky izany ve ianao sa mihevitra fa tokony hisy ny lalàna entina mifehy io famotsoran-keloka io ?

Andry Rajoelina : « Tsy tokony hafangaro tokoa ny famotsoran-keloka sy ny famelana. Ny famotsoran - keloka raha araka ny lalàna iraisampirenena dia tsy tokony hahazo izany ireo namono sy nandatsa-drà olona. Noho izany, ny tenako manokana dia mamela ireo nahavita izany fa kosa tsy ekeko ireo tsy maty manota ».

TV5 Monde: Azo eritreretina ve ny mety hiverenan-dRavalomanana Marc any Madagasikara na dia nanao sesitany ny tenany any Afrika aza izy amin’izao fotoana izao?

Andry Rajoelina : Mikasika ny Filoha teo aloha, dia fantatrareo tsara fa nitaky ny fahamarinana ara-tsosialy ny vahoaka. Tsy tokony hohadinoina ihany koa fa ny vahoaka dia nitaky ny hialany teo amin’ny Fitondrana, saingy tamin’ ny alalan’ny basy no nentiny nanoherana ireo vahoaka an’aliny ireo. Amiko dia tsy azo ekena ny trangan-javatra toy ireny. Famadihana ny safidim-bahoaka izany, indrindra raha mitaky ny tokony hialany ny vahoaka kanefa basy aman - tafondro no navaliny azy ».

Notontosain ’ i Tojo R. sy Tiaray Rakoto

(Inona no Vaovao)

Mis à jour ( Lundi, 16 Mai 2011 16:51 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)

 

Hira malagasy. Fa iza marina i Therack, namorona ireo hira malagasy tsy lefy hatramin’izao ?

 

Pr Serge Henri RODIN. Le compteur de sa vie terrestre s’est arrêté à 75 ans. Son cœur a cessé de battre le 18 septembre 2024

 

Marc Ravalomanana. Ny tena vontoatin’ny resaka tsy fandoavana hetra : nanao taratasy fanekena fa handoa izy, ny 4 septambra 2023. Indrisy…

...