]
Les quotidiens du 06 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Vie politique Dossier Afrika. Vadina filoham-pirenena folo tsara tarehy indrindra

Afrika. Vadina filoham-pirenena folo tsara tarehy indrindra

Raha eto Madagasikara aloha dia ho lazaina fa fidirana ao anaty fiainana manokana izany («vie privée») any ka na dia ny anaran’i Voahangy Rajaonarimampianina nomen’ny ray aman-dreniny talohan’ny nanambadiany an’ity mpikaonty vola avy ao Antsofinondry ity aza dia tsy ampahafantarina ny vahoaka. Dia tsy misy miraika tokoa anie Ra-Malagasy fa olona tsy fanta-piaviana izany no mba «Première Dame» eto. Kanefa izy irery ihany no manana izany hoe «Cabinet» izany eo anivon’ny prezidansy eran'ny Afrika, ary tsy misy izany fepetra izany ao anaty Lalampanorenenan'ny repoblika hafa-4 eto Madagasikara. Io fiononàna io no mahatonga ny mpitondra manao izay saim-pantana hambotry anao. Miheverà tena daholo e !

Ka entiko ao Afrika ianareo androany mikasika ny vadina filoham-pirenena folo izay tsara indrindra, araka ny fijerin’ny tranokala Naij.com. Tsy fantatra aloha hoe inona avy ny fepetra (« critères ») nahatonga azy nisafidy ireto fa dia « anao ny safidy », hoy Jean Louis Rafidy izay.

06 Oktobra 2016

Nandika : Jeannot Ramambazafy

Avy ao aminy Naij.com

Mis Ă  jour ( Jeudi, 06 Octobre 2016 08:25 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30