]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Manifestation Madagasikara. Feno 200 taona ny Fadintseranana Malagasy

Madagasikara. Feno 200 taona ny Fadintseranana Malagasy

Avia mankany avanana : ny Tale jeneraly Zafivanona Ernest Lainkana sy ny Minisitra Richard Andriamandranto

Mipetraka ho tantaran’i Madagasikara ity taona 2020 ity raha ny Fadintseranana no resahina, satria feno 200 taona amin’ity taona ity izany sampandraharaham-panjakana. Notanterahina tao amin’ny Carlton Anosy ny Talata 28 janoary 2020 ny fanamarihana sy fisokafan’izany fankalazana izany, izay natrehan’ny minisitry ny Vola sy ny Toekarena Richard Andriamandranto, ary ireo mpiasa rehetra eo anivon’ny Fadintseranana notarihan’ny Tale jeneraliny Zafivanona Ernest Lainkana.

 

Ny 26 janoary no fanamarihana eran-tany ny Fadintseranana. Ho fiatrehana ny 200 taona manaraka dia misy tetik’ady efa voarafitra naroson’ireo eo anivon’ity Fadintseranana ity dia ny drafitra stratejika 2020-2023. Manana tanjona henjana sy lavitra ihany ny Fadintseranana : raha toa ka roa andro vao tafavoaka ny entana eo anivon’ny seranana dia voafaritra ao anatin’ity drafitra vaovao ity ny hatratrarana ny tanjona ho ora roa na telo dia tafavoaka izany.

 

Eo koa ny lafin’ny fifehezana ny mpiasa izay tsy voasarika amin’ny kolikoly ny entana mandalo fitsirihana (Scan) dia kendrena ho ora valo hamoahana ny entana. Navoitry ny Minisitra fa ny famatsiam-bola izay hoentina amin’ity tetik’asa ity dia hitombo avo arivo heny.

Tafiditra amin’ny rafitra vaovao ny famatsiana fitaovana ampiasain’ny mpiasa, ary eo koa ny hisian’ny Akademian' ny Fadintseranana.

Andry Rakotonirainy

Mis Ă  jour ( Jeudi, 30 Janvier 2020 07:25 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30