]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Manifestation Iavoloha, 07 Janoary 2022. Vidéos ANDRY RAJOELINA - MPANAO GAZETY

Iavoloha, 07 Janoary 2022. Vidéos ANDRY RAJOELINA - MPANAO GAZETY

Ny Zoma 07 Janoary 2022 dia nanasa ireo tompona gazety ("Patrons de presse") sy ny Tale sy Tonian'ny gazety ("Directeurs de publication" et "Rédacteurs en chef") misy eto Madagasikara, ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina sy Ramatoa vadiny, Mialy Razakandisa Rajoelina.

Araka ny hitanareo io ambony io dia nanahazo fanasana amin'ny anarako aho. Saingy tsy dia salama ny tenako talohan'io lanonana io ka dia tsy afaka nanatrika izany teny amin'ny Lapam-panjakanan'Iavoloha.


Na izany aza, manana ekipa ny gazety amin'ny Internet, madagate.org koa dia ireto ny vidéos mirakitra ny fanontaniana rehetra napetraky ny mpanao gazety ary, indrindra indrindra, ny valiny avy amin'ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Tafiditra ao anatin'ny rakitra ho an'ny Tantaran'i Madagasikara ireo vidéos ireo.

Jeannot Ramambazafy sy zAndry Mahaliana

**********************

Mis à jour ( Mercredi, 19 Janvier 2022 10:20 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30