Ambohijatovo Antananarivo, 13 Oktobra 2020. Andro tokana tsy manam-paharoa eo amin'ny Tantaran'i Madagasikara ny andron'ny 13 Oktobra 2020, izay nanomezana voninahitra an'ny Profesora Zafy Albert, filoham-pirenena voalohan’ny Repoblika malagasy voalohany. Andiana sary voalohany.
MANINDRY ETO KOSA RAHA HIJERY VIDÉO
Jeannot Ramambazafy sy Andry Rakotonirainy
Â