]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Photos MPANJAKAVAVY ELISABETH II. LONDON, 14 SEPTAMBRA 2022. BUCKINGHAM PALACE - WESTMINSTER HALL. SARY FIZARANA VOALOHANY

MPANJAKAVAVY ELISABETH II. LONDON, 14 SEPTAMBRA 2022. BUCKINGHAM PALACE - WESTMINSTER HALL. SARY FIZARANA VOALOHANY

Tamin’ny 14:22, ora any an-toerana, ny niainga avy tao amin’ny Lapan’i Buckingham, toerana fonenany, ny nofo mangatsiakan’ny Mpanjakavavy Elizabeth II.

Ny toerana naleha dia Westminster Hall ka natao tao ambony kalesy mitondra tafondro tarihina saovaly ny “Coffin” (vatam-paty), ary narahin’ny zanaky ny Mpanjakavavy efatra, an-tongotra, notarihin'ny Mpanjaka Charles III. Naharitra adiny iray ora latsaka ny “procession” satria tamin’ny 15:00 no tonga tao Westminster Hall ny cortezy.

Sary nalaiko ho an’ny Madagate tamin’ny alalan’ny BBC News izay isaorana manokana eto.

Nisy fotoam-pivavahana fohy teny an-toerana.

Soratra sy Sary : Jeannot RAMAMBAZAFY

+ + + + + + +

Mis Ă  jour ( Lundi, 19 Septembre 2022 07:02 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30