Discours de Madame Béatrice Atallah
Présidente de la Commission Electorale Nationale Indépendante pour la Transition (CENI-T)
Cérémonie de clôture du conclave de la CENI-T avec les représentants des Nations unies pour l’actualisation du calendrier électoral
Mesdames,Mesdemoiselles, Messieurs,
Tout d’abord, je tiens à vous remercier tous d’avoir réservé de votre temps si précieux pour que ce conclave se tienne convenablement.
Nous avons eu la participation des Organisations Internationales ainsi que celle de quelques pays amis, je citerais entre autres, les Nations Unies, l’OIF, La COI avec son Secrétaire Général et une forte délégation, l’Union Africaine, La SADC, l’Union Européenne, la Norvège, la Suisse, les Etats-Unis, la République de l’Afrique du Sud, la France et l’île Maurice.
La grande famille de la CENIT n’a pas été en reste et j’ai sincèrement apprécié le pragmatisme dont chacun a su faire preuve.
Les débats ont été francs et les échanges ont porté sur des sujets très sensibles qui touchent le processus électoral dans les détails, l’opinion publique, ainsi que la vie de la Nation Malagasy.
Mais l’atmosphère a été conviviale et les conclusions qui se sont dégagées confortent les orientations prises de part et d’autre. L’esprit du paragraphe 10 g, qui stipule que : « Le calendrier électoral sera déterminer conjointement par la CENIT et les représentants des Nations Unies sur la base du rapport de la mission d’évaluation des besoins électoraux des experts Nationaux et Internationaux, et ce, pour organiser des élections crédibles, justes et transparentes dans les meilleurs délais possibles à Madagascar. » a été respecté.
L’évaluation portant sur le processus électoral a pu dégager un bilan positif. Le recensement physique commencé le premier octobre 2012, bien que terminé dans sa forme itinérante, continue à travers les Fokontany par le biais des Centres de Recensement Fixes.
L’Objectif étant d’avoir le plus d’électeurs inscrits possibles. La prochaine étape étant celle de l’édition de la liste provisoire et sa publication au niveau des Fokontany d’ici quelques semaines.
Nous avons pu constater que pour des raisons multiples, les dates des scrutins doivent impérativement être révisées.
Ce sont les raisons qui ont dicté la décision d’établir le nouveau calendrier des scrutins comme suit :
24 juillet 2013 : élection présidentielle 1er tour
25 septembre 2013 : élection présidentielle 2ème tour combinée aux élections législatives
23 octobre 2013 : élections municipales et communales
Le conclave que nous venons de tenir a répondu aux attentes de la CENIT et moi-même j’en suis contente.
Le processus va se poursuivre suivant les nouvelles orientations que nous avons conjointement définies. Nous nous sommes engagés à réussir le pari des élections. Je crois en notre capacité à travailler la main dans la main. Et j’ose espérer que l’issu de ce processus sera salutaire pour la Nation Malagasy et que, nous tous qui y sommes engagés reçoive le salaire de nos efforts.
Ainsi, mesdames, mesdemoiselles et messieurs sur ce mot d’optimisme je déclare la clôture de ce conclave que la CENIT a tenu avec les partenaires internationaux aux Centre de Conférences Internationales d’Ivato, du 4 au 5 février 2O13, sur le thème de l’évaluation générale du processus électoral
Je vous remercie de votre aimable attention.
CCI IVATO, le 5 février 2013
=========================================================
VOTOATIN’NY FANAMBARANA
NATAON’NY VAOMIERAM-PIRENENA MAHALEOTENA MISAHANA
NY FIFIDIANANA AMIN’NY TETEZAMITA SY NY SOLON-TENAN’NY FIRENENA MIKAMBANA TENY AMIN’NY TOERAM-PIVORIANA IRAISAM-PIRENENA
ENY IVATO TAMIN’NY 05 FEBROARY 2013
Ny 04 sy 05 febroary 2013 no nanaovan’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidiana amin’ny tetezamita sy ny solon-tenan’ny Firenena mikambana, ny fivoriana mitokana faharoa niarahany teny amin’ny Toeram-pivoriana iraisam-pirenena eny Ivato. Nandray anjara tamin’izany ihany koa ireo solon-tenan’ny fikambanana iraisam-pirenena Vondrona afrikana, Vondrona Eoropeana, SADC , Vaomieran’ny ranomasim-be indiana, Firaisamben’ny tany mampiasa ny teny frantsay sy ireo solon-tenan’ny firenena voakasiky ny famahana ny krizy eto Madagasikara,
Tamin’izany no nahafahana nanasongadina ireo ezaka vita tamin’ny fanatontosana ny asa isan-tokony voafaritry ny tetiandrom-pifidianana, ary ireo olana tsy maintsy natrehina mahakasika indrindra ny fanavaozana ifotony ny lisitry ny mpifidy. Anisan’izany :
-
ny fahatarana teo amin’ny famoahana ny vola nilaina tamin’ny fanatontosana ny lahasa fanisana ny mpifidy ; hita izany tamin’ny fahataran’ny fandefasana sy fanangonana ny karine fanisana ny mpifidy,
-
ny tsy fananan’ny ampahany amin’ny olom-pirenena feno taona hifidy kara-panondrom-pirenena,
-
ny tsy fahavononan’ny toerana sy ny fahasahiranana teo amin’ny fahazoana ny fitaovana hampandehanana ny « Centre National de Traitement des Données Informatiques » CNTDI),
-
ny tsy fahatomombanana teo amin’ny mpamatsy ny taratasy « papier listing » hanontana ny lisi-pifidianana,
-
ny fahatarana vokatry ny tsy maintsy hanajana ny fe-potoana 52 andro voafaritry ny Lalà m-pifidianana mba hamahana ireo mety ho fifanolanana mikasika ny lisitry ny mpifidy.
Nifantohan’ny dinika tamin’ny antsipiriany à ry ny mikasika ireto lohahevitra roa ireto, dia :
- ny amin’ny tetiandrom-pifidianana narafitra arakaraka ireo fetrandro samihafa takian’ny didy aman-dalà na mandritra ny zotram-pifidianana ;
- ny amin’ny fangatahana avy amin’Andriamatoa Filohan’ny Tetezamita mikasika ny hanovana ny fandaharana ireo karazam-pifidianana hotontosaina
Taorian’ny fikaonan-doha sy ny adi-hevitra nandraisan’ny rehetra anjara tamin-kitsim-po sy tamin-pifanajana tanteraka,
Dia noantitranterina indrindra ohatra ny amin’ny tokony hamenoana sy hanafainganana ny famatsiana ara-bola, ary dia naka izao fanapahan-kevitra izao ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidiana amin’ny tetezamita sy ny solon-tenan’ny Firenena mikambana:
Noho ireo antony tsy azo anoarana voatonona teo ambony ireo, dia ahemotra ny datin’ny fifidianana; izany anefa dia tsy anovà na ny filaharan’ny fifidianana araka izay voafaritra tao amin’ny fanambà rana niraisan’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidiana amin’ny tetezamita sy ny solon-tenan’ny Firenena mikambana tamin’ny 1 aogositra 2012. Araka izany à ry dia:
Ny 24 jolay 2013 no hotanterahina ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana ny Filoha voalohan’ny Repoblika fahefatra;
Ny 25 septambra 2013 no hotanterahina ny fihodinana faharoa amin’ny fifidianana ny Filoha voalohan’ny Repoblika fahefatra, miaraka amin’ny fifidianana ireo Solombavambahoaka;
Ny 23 oktobra 2013 no hanaovana ny fifidianana ny Ben’ny tanà na sy ireo mpanolo-tsaina kaominaly na monisipaly
Natao teto Antananarivo, ny 5 febroary 2013