]
Les quotidiens du 03 Jul 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Madagasikara StarTimes. Hivantana ny lalao kitra "Laliga Santander" 2020 hatramin'ny 2024

Madagasikara StarTimes. Hivantana ny lalao kitra "Laliga Santander" 2020 hatramin'ny 2024

Nanokatra tolotra vaovao ny StarTimes Madagasikara amin’ny alalan’ny fividianana fitaovana toy ny fahitalavitra, "dĂ©codeur antsoina" hoe « StarTimes GO ». Tsy voatery mandalo eny amin’ny toera-pivarotana intsony ny mpanjifa fa azo atao avy hatrany ny mividy tolotra amin’ny alalan’ity « StarTimes GO » ity.

Karazan’irony fivarotana entana « en ligne » ireny ihany izy ity, saingy ny tolotra amidy dia ho hita ao amin’ny chaine ny « StarTimes Novela F » sy  amin’ny fahitalavitra misy eto an-toerana. Mampiavaka azy dia aterina any amin’ilay olona mila ilay tolotra ny entana, ary amin’ny vidiny ambany kokoa noho ireo hita eny amin’ny toeram-pivarotana.


Amin’izao fanombohana izao, dia  ireo izay mividy ny fahitalavitra na dĂ©codeur dia mahazo maimaimpoana avy hatrany ny fomba afahana manao fangatahana ny  entana atao hoe streaming « StarTimes ON », ary afaka miantso avy hatrany ny laharana 020 22 202 75. Araka ny fanazavana nomen’ny Ramatoa Joyce ZAFERA, Tomponandraikitra ny Serasera, dia maro ireo entana izay tafiditra azo anaovana fangatahana « en ligne », ankoatra ny fahitalavitra sy "dĂ©codeur". Anisan’izany, ohatra,  ny kiraro, ny poketra sy ireo entana samihafa.


Ho an’ny mpitia baolina kitra kosa dia nahazo ny fahazahoan-dĂ lana  handefa ny lalao rehetra amin’ny « Laliga Santander » ny StarTimes. Lalao any Espagne izy ireo ary haharitra hatramin’ny 2024 ny handefasana azy ireo mivantana eto Madagasikara. Ny 12 septambra 2020 no hanomboka ho hita amin’ny  StarTimes ireo lalao ireo ary hisy isakin’ny herinandro.Marihina fa hisy amin’ny teny frantsay ny fitantarana io « Laliga Santander » io.

Andry Rakotonirainy

Mis Ă  jour ( Samedi, 05 Septembre 2020 14:27 )  
BanniĂšre

Madagate Affiche

 

WMG-Inner Wheel Madagascar. Un partenariat efficace pour la promotion de la formation professionnelle des femmes

 

Christophe Deloire. Brusque décÚs du SG de RSF International, le 08 juin 2024

 

WMG Madagascar. Des serviettes pĂ©riodiques lavables pour les Ă©lĂšves du CEG d’Ambohidrabiby

 

HAJASOA - Raoeliarivelo Hajasoa Pauline, nodimandry ny 28 May 2024

 

GrĂące Marie-Jeanne Ramambazafy teraka Rasoarivony, renin'i Jeannot Ramambazafy. Toa marina fa ny tsara saina sy tsara fanahy no matetika lasa mialoha

 

Mialy R. RAJOELINA. Hommage pour la FĂȘte des MĂšres 2024

 

PentekĂŽsta 2024. FANAHY hoe ?

 

TSIMITOVIAMINIANDRIANDEHIBE GUY RAJAOFETRA (XHI). Fisaorana avy amin’ny vady aman-janany, zafikeliny ary ny fianakaviana iray manontolo

 

LALIE (1976-2024) : Mandria am-piadànana namako amin’ny tsikinao ‘zay


 

«La Passion du Christ». Concert de PĂąques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 Ă  15 heures en la CathĂ©drale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de PĂąques, les enfants du Centre -des adolescents Ă  prĂ©sent!-, s’entraĂ...