Ny Filoham-pirenena malagasy Andry Rajoelina. Noho ny 26 Jona 2021, andro fankalazana ny fiverenan'ny Fahalovantenan'i Madagasikara, niarahaba azy sy ny vahoaka malagasy ny Sultan Haitim Bin Tarik avy ao Oman.
Hoy izy tao anatinâny taratasy nalefany taminâny teny anglisy, adika eto aminâny teny malagasy ary teny frantsay:
« Nirary fahasalamana sy fahasambarana ho anâny Filoha sy ho anâny vahoaka malagasy ny Sultan, ka maniry ho azy ireo fampandrosoana sy fampiroboroboana bebe kokoa ».
« Le Sultan a souhaité au président bonne santé et bonheur et au sympathique peuple malgache davantage de progrÚs et de prospérité ».