]
Les quotidiens du 21 Apr 2025
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Photos Georges Rakotondrasoava : Ankadivoribe Avatra - SARY 1

Georges Rakotondrasoava : Ankadivoribe Avatra - SARY 1

Alahady faha-23 Jona 2013. Dia tsara levenena tokoa ny havan-tsika ary henin-kaja tokoa isika mbola velona, ka dia misaotra ireo nanotrona tamboalohany ny fianakavian’i Georges Rakotondrasoa, mpanao gazety. Ho an’izay tsy afaka moa dia tsy misy tsiny mihitsy fa sarotra tokoa ny sady manao adidy no manatontosa andraikitra miaraka indray mandeha.


Tena ho an’ireo ankizy ireto tokoa ny antony nanaovako ity fahatsiraovana an-tsary ity

Ireto sary ireto dia atao fahatsiarovana ho an’ireo zafiafiny izay tena anisan’ny hanangana hoavy mamiratra ho an’i Madagasikara satria mino aho fa notezaina tao anatin’izany fitiavan-tanindrazana izany. Aza adino rankizy ny afatra napetraky ny Dadan’ny Dadabenareo. Ny ahy tsotra: mpanao gazety izy ary mbola mpanao gazety foana izy iny nandao antsika iny. Ka amin’ny maha mpanao gazety aho koa dia fianakaviako daholo ny fianakavian’ny mpanao gazety. Adidy ho azy ireo sy ho an’ny Tantaran’i Madagasikara mihitsy ireo sary ireo. Mbola ho avy koa ny videos mirakitra iny Alahady 23 Jona 2013 iny, niala ny Tranom-bokim-pirenena, nandalo tao amin’ny Fiangonana FKPM Ankasina Maritiora ao amin’ny 67ha, ary niafara tany amin’ny fasan-drazana tany Ankadivoribe Avaratra. Ity ny andian-tsary voalohany tany Ankadivoribe Avaratra. Ny Fitiavana, Tompoko, tsy sandaina vola raha mbola velon'aina aho, dia ho vavolombelon'ny Tantaram-pirenena hatrany, amin'ny alàlan'ny Teknolojia vaovao eo amin'ny lafiny sary sy horonan-tsary. Olom-pirenena i Georges Rakotondrasoava. Tsy azo adino velively izany anarana izany eo amin'ny sehatry ny fanaovan-gazety malagasy.

Jeannot Ramambazafy

**************************

MANDRIA AM-PIADANANA RY ILAY MAHERO FO

 

Mis Ă  jour ( Vendredi, 28 Juin 2013 11:21 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Mandroseza, 18.04.2025. Président Andry Rajoelina, un grand bâtisseur ayant un programme bien défini, et du... répondant face aux beaux parleurs pas patriotes pour un sou.

 

Ambohimanoro. Orchestre Symphonique Saint Paul. Concert de Pâques le 26 avril 2025 à 15h

 

BASE TOLIARA. FANTARO ALOHA… Voazara ny boky ho an’ny tranom-boky lehibe roa eto Antananarivo.

 

BASE TOLIARA. FANTARO ALOHA… BOKY NOSORATAN'I JEANNOT RAMAMBAZAFY

 

Wednesday Morning Group Madagascar. Et de 7 pour le Salon du Chocolat et de la Gourmandise, le 12 avril 2025 au Carlton Anosy

 

Président Andry Rajoelina. Islam : discours de fin du Ramadan 2025 à Madagascar

 

Colonel Charles Andrianasoavina. Parcours d'un... combattu,. Dernier livre historique de Jeannot Ramambazafy sur AMAZON

 

CHAN 2025. Tafiakatra amin'ny dingana famaranana ny Barea tarihin'ny Kapiteny NINA

 

ANTANANARIVO. 24 DESAMBRA 2024. NY FISIANAO ETO AN-TANY (TON EXISTENCE ICI-BAS)

 

Cathédrale Ambohimanoro, Antananarivo, Samedi 21 Décembre 2024. Le Concert de musique classique de l'Orchestre Symphonique Saint Paul