Ny Alahady 25 Aogositra 2013 dia nodimandry Andriamatoa Henri Raharijaona. Ny nofony dia niala tao aminâny tranony Villa Fehizoro Lot II U 86 Bis CitĂ© Planton Ampahibe ny alarobia 28 aogositra 2013 taminâny 1 ora tolakandro, natao veloma farany ho fanomezam-boninahitra anâAndriamanitra tao aminâny Fiangonana FJKM Ambohitantely, talohanâny nametrahana azy tao aminâny fasan-drazany ao Ambohimanga Rova.
Photos : Harilala Randrianarison