Alahady 15 oktobra 2017: fotoam-pivavahana ho an'ny fialan-tsasatry ny fanahin'ny Profesora Zafy Albert, Filoham-pirenena malagasy teo aloha (1993-1996) tao aminâny EKAR Antanimena, izay notarihinâny Mgr Odon Marie ArsĂšne Razanakolona. Sary dingana faharoa. Ny adidy, Tompoko, tsy an'olon-dratsy. Marihina fa tsy misy fepetra ny fampiasana ny sarinay ato aminy madagate.org satria ny Profesora Zafy Albert dia Olom-bahoaka ao anatin'ny Tantaram-pirenena malagasy).
Jeannot Ramambazafy sy Harilala Randrianarison